|
\v 5 Namaly Jesosy hoe:" Resahako aminao marina , la marina tokoa, fa laha tsy nateraky tamin'ny rano voho gny fagnahy gny anak'olo, la tsy afaky hilitsy ao amin'ny fanjakan-Dranagnahary ie. \v 6 Zay ateraky gny nofo la nofo, ary zay ateraky gny fagnahy la fagnahy. |