1 line
341 B
Plaintext
1 line
341 B
Plaintext
\v 17sady tiaron'ireo fa voasoratsy hoe:" Gny firehetako gny amin'ny tragnonao ro handevo ahy." \v 18 Bakeo namaly reo lohandohan'ny mpisoro Jiosy ka nanao taminy hoe:" Ino ro famantara hasehonao gnanay, mahatonga gnanao manao regny raha regny?" \v 19 Jesosy namaly hoe:" Ravao toy tempoly toy, fa hantsangako agnatin'ny telo andro avao io." |