\v 1 Telo andro tafara tatoy , la nisy fampakaram-baly tao Kana ao Galilia, sady tao gny renin'i Jesosy. \v 2 Jesosy voho reo mpianany la nasay tamin'ikay fampakaram-baly.