msh_jhn_text_udb/01/29.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 29 Gny hamarain'igny Jaona nahita gnan'i Jesosy namonjy gnazy sady nilaza hoe:" Henteo gny anakaondrin-Dranagnahary zay nangalaky gny fahotan'izao tontolo zao! \v 30 Toy lay raiky zay niresahako hoe:" Lay raiky zay avy afarako la lehibe noho zaho, fotony talohako Ie." \v 31 sady zaho tsy nahay Gnazy, fa mba ho voalaza amin'Israely ie ro nihaviako hanao batisa amin'ny rano."