1 line
290 B
Plaintext
1 line
290 B
Plaintext
\v 26 Sady Jaona namaly gnan-drozy , manao hoe:"Manao Batisa amin'ny rano aho. fa eo agnivonareo la misy olo raiky mijoro zay avy bakao afarako, zay tsy mendriky ahy gny hamaha gny fehi-kapany." \v 28 Reo raha reo la natao tagny Betania tagny andafin'i Jordana, zay nanaovan'i jaona batisa. |