msh_jhn_text_udb/01/22.txt

1 line
282 B
Plaintext

\v 22 Bakeo rozy niresaky taminy hoe:" Ia iha, mba afahanay magnome valin-teny gnan'ireo nagniraky gnanay? Ino ro hambaranao momban'ny vatanao?" \v 23 Hoy ie hoe:" Zao lay feo, mikaiky mare agny agn'efitsy hoe:' ataovy mahity gny lalan'ny Tompo, araky gny voalazan'Isaia mpaminany."