\v 6 Nisy johary raiky nirahin-Dranagnahary, Jaona ro agnarany. \v 7 Avy ie mba ho vavolombelo hagnambara gny momban'ny fahazava, mba hinoan'ny rehetsa amin'ny alalany. \v 8Tsy Jaona lay fahazava, fa koa avy mba hagnambaragny momba lay fahazava ie.