1 line
421 B
Plaintext
1 line
421 B
Plaintext
\v 19 Nagnontany gnan'i Jesosy momba reo mpianany voho gny fampianarany gny mpisorom-be . \v 20 Jesosy namaly gnazy hoe:" Niresaky ampahibemaso tamin'izao tontolo zao Aho. Nampianatsy mandrakariva tao amin'ny Synagoga voho tao amin'ny tempoly Aho zay nifampiataonan'ny takona. \v 21 Nagnino iha ro nagnontany Gnahy? Agnontanio gnan'ireo zay nahare Gnahy momba zay niresahako. Jereo , reo olo reo la mahay zay niresahiko." |