1 line
311 B
Plaintext
1 line
311 B
Plaintext
\v 40 La nagnagny an-dafin'i Jordana ndraiky Ie ho agny amin'ilay toera zay nanaovanan'i Jaona batisa voalohany, voho nipetraky teo. \v 41 Maro gny olo namonjy Gnazy ka hoy rozy hoe:" Jaona tsy mba nanao famantara, fa gny raha iaby niresahan'i Jaona momba io johary io la to." \v 42 Maro gny olo nino Gnazy teo. |