1 line
316 B
Plaintext
1 line
316 B
Plaintext
\v 22 Bakeo avy gny fetin'ny fanokana tao Jerosalema. \v 23 Ririnina tamin'io, sady Jesosy nitsanga teo an-kianjan'ny tempoly teo amin'ny fialofan'i solomona. \v 24 Bakeo notangoron'ireo Jiosy Iesady niresaky taminy hoe:" Mandrampahovia ro hampisalasalanao gnanay? Laha Iha ro Kristy, la ambarao miharihay aminay." |