|
\v 7 Namaly lay johary marary hoe:" Tompoko, tsy mana na ia ia aho handroboky ahy ao agnaty farihy lafa mihetsiky gny rano,. Lafa mandeha aho, la misy misosoky eo alohako." \v 8 Hoy Jesosy taminy hoe:" Mitsangana , andeso gny fandrianao , ka mandehana." |