1 line
313 B
Plaintext
1 line
313 B
Plaintext
\v 10 Bakeo Simona Petera, zay nana sabatsy , namoaky gnan'io ka namely lay mpanompon'ny mpisorom-be ka nahatapaky gny sofiny ankavana. Vaho malko ro agnaran'ilay mpanompo. \v 11 Hoy Jesosy tamin'i Petera hoe:" Ampolio ao amin'ny tragnony gny sabatsao. tsy tokony hino gny kapoaky zay namean'ny Ray Gnahy va Aho?" |