msh_jhn_text_udb/17/09.txt

1 line
421 B
Plaintext

\v 9 Mivavaky ho gnan-drozy Aho, Tsy mivavaky ho gnan'izao tontolo zao Aho fa ho gnan'ireo zay nameanao Gnahy, nohon'ny rozy Gnanao. \v 10 Gny raha iaby zay Gnahy la Gnanao, voho zay Gnanao la Gnahy, ka hankalaza amin'iregny Aho, fa reo olo reo la ato amin'izao tontolo zao, sady mamonjy gnanareo Aho, Ray Masina o, tanjaho amin'ny agnaranao zay nameanao Gnahy rozy mba hitambatsy ho raiky, manahaky maha raiky gnantsika.