msh_jhn_text_udb/17/03.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 3 Zao ro fiaigna mandrakizay :la gny ahaizan-drozy Gnanao, lay Ndranagnahary tokoa sady marina, voho Ie zay nirahy la Jesosy Kristy. \v 4 Nankalaza Gnanao aho teto an-tany. Fa vitako. \v 5 Amizao , gny Ray, hankalazao miaraky amin'ny vatanao Aho amin'ny voninahitsy zay nanagnako niaraky taminao talohan'ny naharia zao tontolo zao.