1 line
316 B
Plaintext
1 line
316 B
Plaintext
\v 1 Lafa baka niresaky reo raha reo Jesosy, la nanandratsy gny masony ho amin'ny lagnitsy Ie ka nanao hoe:" Ray o, avy gny fotoa, mankalaza gny Anakao mba hankalazan'ny Anaky Gnanao_ \v 2 manahaky gny nagnomezanao Gnazy fahefa agnabon'ny nofo iaby mba hagnomeza fiaigna mandrakizay ho gnan'izay iaby nameanao Gnazy. |