msh_jhn_text_udb/16/29.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 29 Hoy gny mpianay taminy hoe:" Jereo amizao Iha miresaky mazava soa ka ts mampiasa fagnohara . \v 30 Hainay amizao fa mahay raha iaby Iha, ka tsy misy tianay hametraha fagnontania aminao . Nohon'io , la mino rahay fa bakamin-Dranagnahary Iah." \v 31 Namaly gnan-drozy Jesosy hoe:" Mino amin'izay va nareo?"