msh_jhn_text_udb/16/26.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 26 Amin'io andro io ka hangataky amin'ny agnarako nareo sady tsy hiresaky gnanareo Aho hoe hivavaky amin'ny Ray ho gnanareo, \v 27 fa gny ray mihintsy ro tia gnanareo fotony nitia Gnahy nareo voho nino fa bakagny amin'ny Ray Aho. \v 28 Bakamin'ny Ray Aho, voho avy teto an-tany. fa hagnenga zao tontolo zao Aho ka ho agny amin'ny ray."