msh_jhn_text_udb/16/08.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 8 Lafa avy ie, la hagnaporofo amin'izao tontolo zao ho diso momban'ny fahota, gny fahamarigna, voho momban'ny fitsara__ \v 9 momban'ny fahota gny Mpampahery, fotony tsy mino Gnahy rozy; \v 10 momban'ny fahamarigna, fotony holy agny amin'ny ray Aho,ka tsy ho hitanareo sasy; \v 11 voho momban'ny fitsara , fotony gny mpanapaky zao tontolo zao la nitsara.