msh_jhn_text_udb/16/05.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 5 Fa amizao ho agny amin'Ilay nagniraky Gnahy Aho, nefa mbo tsy nisy nagnontany Gnahy nareo ho:' Handeha ho aia moa Iha?" \v 6 Fa fotony niresahako taminareo reo raha reo , la alahelo ro nameno gny fonareo. \v 7 Fa resahako marina aminareo, soa tokoa ho gnanareo gny handehanako. Fotony laha tsy mandeha Aho, la tsy ho avy aminareo gny Mpampahery, fa laha mandeha Aho, la handefa gnazy ho aminareo.