msh_jhn_text_udb/15/18.txt

1 line
323 B
Plaintext

\v 18 Laha malay gnanareo zao tontolo zao, haiko fa nalay Gnahy ie talohan'ny nalaignany gnanareo. \v 19 Laha avy amin'izao tontolo zao nareo, la ho tian'izao tontolo zao manahaky gny gnazy nareo. fa fotony tsy gnan'izao tontolo zao nareo sady nifiliko hiala amin'izao tontolo zao, nohon'io la halan'izao tontolo zao nareo.