msh_jhn_text_udb/15/16.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 16 Tsy nifily Gnahy nareo, fa Zaho ro nifily gnanareo ka ananendry gnanareo mba andeha ka hamokatsy , voho mba tokony hipetraky gny vokatsareo . Natao io ndra ino ino angatahinareo amin'ny Ray amin'ny Agnarako , la hameany gnanareo io. \v 17Regny raha regny ro andidiako gnanareo mba hifankatiavanareo.