msh_jhn_text_udb/14/12.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 12 resafiko aminareo,marina,la marina tokoa,ze mino ah laha hanao gny asako ze ataoko,vo hanao asa bevata mandilatry nohon'iregny ie fotony ho agny amin'ny Ray Aho. \v 13 Ndra ino ndra ino angatahinareo amin'ny agnarako, la tanterahiko io mba hagnomezam-boninahitsy ny Ray ao amin'ny Zanaka.\v 14 laha mangataky raha amin'ny agnarako nareo,la ho tanterahiko io.