msh_jhn_text_udb/14/10.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 10 Tsy mino va nareo fa ao amin'ny Ray Aho voho gny Ray ato amiko? Reo safa zay resahako aminareo la tsy resahako bakamin'ny fahefahako manoka, fa lay Ray velo ato agnatiko ro manao gny asany. \v 11 Minoa Gnahy fa zaho la ao amin'ny Ray , voho gny Ray ato amiko, laha tsy io la minoa noho reo asa manoka.