msh_jhn_text_udb/14/08.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 8 Hoy Filipo tamin'i Jesosy hoe;" Tompo, aseho gnanay gny ray, la ampy ho gnanay io." \v 9 Hoy Jesosy taminy hoe:" Fa hatry gny ela ro niarahako taminareo la mbo tsy hainareo avao Aho, ry Filipo? Ndra ia ia nahita Gnahy la nahita gny Ray. Ka nagnino ro hivolagnanareo hoe:" Aseho gnanay gny Ray?"