msh_jhn_text_udb/12/39.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 39 Nohon'io antony io la tsy nino rozy, araky gny voalazan'Isaia hatragny hoe:" \v 40 Nohajambainy gny mason-drozy, voho nihamasiny gny fon-drozy; mifanohitsy amin'io rozy la te-hahita amin'ny mason-drozy sady hahazo amin'ny fon-drozy , ka hitoliky , voho Zaho hagnasitrana gnan-drozy."