msh_jhn_text_udb/12/14.txt

1 line
219 B
Plaintext

\v 14 Sady Jesosy nahita ana-boriky raiky ka nipetraky tagnabony teo; \v 15 Araky gny voasoratsy hoe:" Ka matahotsy , ry anakampelan'i Ziona; Jereo , ingo tamy gny Mpanjakanareo, zay mipetraky eo agnabon'ny ana-boriky."