msh_jhn_text_udb/12/12.txt

1 line
290 B
Plaintext

\v 12 Gny hamaray la vahoaky maro ro avy tamin'ny andro firavoravoa . Lafa ren-drozy fa ho avy ao Jerosalema Jesosy , \v 13 la nangalaky sampan-drofia rozy sady niboaky ka nitsena Gnazy tamin'ny kaiky mareo hoe:" Hosana! Sambatsy anielay bakamin'ny agnaran'ny Tompo, lay mpanjakan'Israely."