msh_jhn_text_udb/11/56.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 56 Nila gnan'i Jesosy rozy, voho nijoro teo amin'ny Tempoly nifampiresaky hoe:" Ino ro eritseritsareo? Hoe tsy ho avy amin'ny andro firavoravoa va Ie? \v 57 Sady fa nagnome baiko gny lohan'ny mpisoro voho fariseo fa laha misy mahay gny misy gnan'i Jesosy , la tokony milaza ie mba hanamboran-drozy Gnazy.