msh_jhn_text_udb/11/54.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 54 Sady Jesosy tsy nandeha niharihary tegny amin'ireo Jiosy sasy, fa niala teo Ie nagnagny amin'ny tany agnilan'ny efitsy ho agny an-tana atao hoe:" Efraima.Ka nipetraky tao Ie voho reo mpianatsy. \v 55 Sady fa mariniky gny Pasky gny Jiosy, ka maro tamin'ireo ivelan'ny tana ro niakatsy tao Jerosalema mialohan'ny paska mba hagnadio gny vatan-drozy.