msh_jhn_text_udb/11/30.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 30 Sady Jesosy mbo tsy avy tao an-tana fa mbo teo amin'ilay toera nihaonan'i marta taminy avao . \v 31 Nohon'io reo Jiosy , zay niaraky taminy tao an-tragno voho nampahery gazy, lafa nahita gnan'i Maria nitsanga malaky ka lasa niboaky , ka nagnaraky gnazy, nihevitsy fa handeha hitagny agny amin'ny fasana ie. \v 32 Lafa avy teo amin'ny toera nisy gnan'i Jesosy Maria ka nahita Gnazy, la niankohoky ie sady niresaky taminy hoe:" Tompo, laha teo iha, la tsy maty gny anadahiko."