msh_jhn_text_udb/11/24.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 24 Marta niresaky taminy hoe:" Haiko fa hitsanga ndraiky ie amin'ny fitsanganan'ny maty amin'ny andro farany." \v 25 La hoy Jesosy taminy hoe:" Zaho ro fanangana gny maty voho fiaigna; zay , mino Ahy,,ndra la maty aza ie, la ho velo; \v 26 voho ndra ia ia velo ka mino Ahy la tsy ho maty mandrakizay. Mino gnan'io va iha?