msh_jhn_text_udb/11/03.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 3 Sady reo mpirahavavy nagniraky olo ho agny amin'i Jesosy, niresaky hoe:" Tompo, jereo , fa marary lay tianao." \v 4 Lafa ren'i Jesosy io, la hoy Ie hoe:" Tsy fahafatesa ro hiafaran'ny toy arety toy , fa koa fanehoa gny voninahitsin-Dranagnahary mba hanandrata gny Anakin-Dranagnahary amin'ny alalan'io."