msh_jhn_text_udb/10/34.txt

1 line
428 B
Plaintext

\v 34 Namaly gnan-drozy Jesosy hoe:" Tsy fa voasoratsy ao amin'ny lilinareo va hoe:' Hoy Aho hoe:' ndranagnahary nareo?" \v 35 Laha nikaiky gnan'iregny ho ndranagnahary ie, la ho gnan'ia io ro niavian'ny safan-Dranagnahary( sady Soratsy Masina la tsy azo foagna), \v 36 moa va lay nihamasignin'ny Ray voho nirahy ho amin'izao tontolo zao ro ataonareo hoe:" Mivola raty Iha; noho Zaho niresaky hoe;" zaho ro Anakin-Dranagnahary?"