msh_jhn_text_udb/10/25.txt

1 line
224 B
Plaintext

\v 25 Sady Jesosy namaly gnan-drozy hoe:" Fa nagnambara gnanareo aho, fa tsy mino nareo. Reo asa zay ataoko amin'ny agnaran'ny Raiko, reo magnambara gny mahakasiky Gnahy. \v 26 Kanefa nareo tsy mino fotony tsy mba aondriko.