msh_jhn_text_udb/10/17.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 17 Zao ro antony hitiavan'ny Ray Gnahy:" mahafoy manolotsy gny aiko Aho mba handrambesako gnan'io ndraiky. \v 18 Tsy misy mangalaky gnan'io amiko, fa gny vatako avao ro manolotsy gnan'io. Mana fahefaha hanolotsy gnan'io Aho, sady mana fahefa hangalaky gnan'io ndraiky . Io lily io la azoko bakamin'ny Raiko."