msh_jhn_text_udb/10/03.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 3 Ie ro vahan'ny mpiamby vavahady. Mahare gny feony gny aondry , sady ie mikaiky gny aondriny manoka amin'ny agnarany ka manday gnazy miboaky. \v 4 Lafa namoaky gnazy iaby ie, la nialoha lala gnazy reo, sady magnaraky gnazy gny aondriny, fotony mahay gny feony.