msh_jhn_text_udb/09/13.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 13 Nandesin-drozy teo amin'ny Fariseo lay johary zay jiky taloha. \v 14 Tamin'ny andro Sabata moa ro nanaovan'i Jesosy gny feta voho nampahitany gny masony. \v 15 Sady nagnontany gnazy ndraiky reo Fariseo gny amin'ny fomba nahitany. Hoy ie tamin-drozy hoe:" nasiany feta gny masoko, nisasako , ka mahita aho zao."