msh_jhn_text_udb/09/06.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 6 Lafa baka niresaky gnan'io Jesosy , la nandora tamin'ny tany, ka nanao feta tamin'ilay rora, ka nagnosotsy gny fotaky tamin'ny mason'ilay johary . \v 7 Hoy Ie taminy hoe:' mandehana , sasao egny amin'ny ranon'ny Siloama( zay adika hoe:" nirahina) gny masonao." Ka lasa ralehilahy, nanasa gnan'io, ka la nimpoly nahita.