msh_jhn_text_udb/08/54.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 54 Jesosy namaly hoe;" Laha mankalaza gny vatako Aho, la ho tsinontsino gny voninahitso; gny Raiko zay ataonareo ho Ndranagnahary ro mnakalaza Gnahy. \v 55 Tsy hainareo Ie, fa Zaho mahay Gnazy. Laha miresaky Aho hoe:" Tsy mahay Gnazy Aho; la hanahaky gnanareo , mpavandy. Kanefa , haiko Ie ka mitandrina gny safany Aho. \v 56 Gny rainareo la nazoto nahita gny androko ; nahita gnan'io ie la nazoto."