\v 37 Haiko fa avorohotan'i abrahama nareo; mila zay hahafaty Gnahy fotony tsy mana toera ao aminareo gny vatako. \v 38 Miresaky zay hitako niaraky tamin'ny Raiko aho, sady nareo koa manao zay renareo tamin'ny rainareo."