msh_jhn_text_udb/08/19.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 19 Hoy rozy taminy hoe:" Aia gny rainao?" Jesosy namaly hoe:" Tsy hainareo va zaho na gny Raiko; laha nahay Gnahy nareo, la mahay gny Raikoavao koa." \v 20 Teo agnilan'ny fandatsahan-drakitsy Iero nilaza gnan'io safa io laha igny Ie nampianatsy teo amin'ny tempoly igny, sady tsy nisy nanambotsy Gnazyfotony mbo tsy avy gny orany.