msh_jhn_text_udb/08/12.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 12 Niresaky tamin-drozy ndraiky Jesosy , manao hoe:" Zaho ro fahazavan'izao tontolo zao; zay magnaraky Gnahy la tsy handeha amin'ny hahiky fa hana gny fahazavan'ny fiaigna." \v 13 Hoy reo Fariseo taminy hoe:" Iha la magnamabara gny vatanao ; tsy marina gny fagnambaranao."