msh_jhn_text_udb/08/04.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 4 ( Fanamariha:" Henteo gny fanamariha momban'i jaona 7:53-8:11 agnabo eo) Bakeo hoy rozy taminy hoe:' Ry mpampianatra o, toy ampela toy la tratry teo am-pijangajanga. \v 5 Sady ao amin'ny lily , Mosesy nibaiko gnanay mba hitoraha-bato gny olo manahaky gnan'io; ino ro agnambaranao momba gnazy?" \v 6 Niresahin-drozy hamandriha Gnazy avao anefa io mba ahafahan-drozy magnameloky Gnazy, fa Jesosy koa niondriky ka nanoratsy tamin'ny tany tamin'ny ratsan-tagnany.