msh_jhn_text_udb/06/43.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 43 Jesosy namaly ka nanao tamin-drozy hoe:" Ajanono gny fimonomono eo agnivonareo. \v 44 Tsy misy olo afaky mamonjy Gnahy laha tsy gny Ray zay nagniraky Gnahy ro mitao gnazy, sady hatsangako ie amin'ny andro farany. \v 45 Io la voasoratsy ao amin'ny bokin'ny mpaminany hoe:l" Hampianarin-Dranagnahary rozy iaby. Zay iaby nahare voho nianatsy tamin'ny Ray ro mamonjy Gnahy.