msh_jhn_text_udb/06/38.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 38 Fa nizotso bakagny an-dagnitsy Aho, tsy mba hanao gny sitrapoko manoka , fa gny sitrapon'Ie zay nagniraky Gnahy. \v 39 Sady zao ro sitrapon'Ie zay nagniraky Gnahy, la gny tsy hagnariako zay iaby nameany Gnahy, fa hananga gnan-drozy amin'ny andro farany. \v 40 Fotony zao ro sitrapon'ny Raiko, , la gny mba hahazoan'ny iaby zay mahita gny Anaky voho mino Gnazy gny fiaigna mandrakizay sady hantsangako amin'ny andro farany ie.