1 line
392 B
Plaintext
1 line
392 B
Plaintext
\v 19 Lafa nivoy teo amin'ny roapolo limy amby na telo stadio teo rozy, la nahita gnan'i Jesosy nandeha teo amin'ny ranomasina sady nagnariniky gny sambokely, ka la natahotsy rozy. \v 20 Fa hot Ie tamin-drozy hoe:' Zaho avao toy! Ka matahotsy." \v 21 Bakeo la vonona gny handramby Gnazy tao amin'ilay sambokely rozy, voho eno ho eo la avy tegny amin'ilay toera handehanan-drozy lay sambokely. |