msh_jhn_text_udb/05/45.txt

1 line
326 B
Plaintext

\v 45 Ka mieritseritsy hoe zaho ro hiampanga gnanare agnatrehan'ny Ray. Lay raiky miampanga gnanareo la Mosesy, zay nametrahanareo gny fanantenanareo. \v 46 Laha nino gnan'i Mosesy nareo la tokony hino Ahy , fotony nanoratsy gny momba Gnahy ie. \v 47 Laha tsy mino reo nosoratany nareo, la ataonareo akory ro hino gny safako?