msh_jhn_text_udb/05/43.txt

1 line
265 B
Plaintext

\v 43 Avy amin'ny agnaran'ny Raiko Aho nefa tsy rambesinareo. Laha misy hafa avy amin'ny agnarany manoka, la ho rambesinareo ie. \v 44 Manao akory ro hinoanareo, nareo zay mandramby laza bakamin'ny olon-kafa kanefa tsy mila gny laza zay bakamin-Dranagnahary tokana?