msh_jhn_text_udb/05/28.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 28 Ka tseriky amin'io , fa avy gny andro haharezan'ny olo iaby agny am-pasana gny feony \v 29 Ka hiboaky : reo zay nanao gny soa la ho agny amin'ny fitsan-gana ho amin'ny fiaigna, fa rei zay nanao gny raty koa la ho agny amin'ny fitsangana ho amin'ny fitsara.