msh_jhn_text_udb/05/01.txt

1 line
692 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'io la niisy firavoravoan'ny Jiosy, ka niakatsy ho agny Jerosalema Jesosy. \v 2 Sady tagny Jerosalema eo agnilan'ny vavahadin'aondry, la nisy farihy , zay nikaihy tamin'ny Hebreo hoe Betesda, sady misy fialofa limy io. \v 3 Maro reo olo marary , jiky , malemy na tsy afa-mihetsiky niroro tao.( Fanamariha:Gny antontan-taratasy taloha soa mare la mangalaky gny fehezanteny hoe:" Mandigny gny fihetsehin'ny rano") \v 4 ( fanamariha : Gny antontan-taratasy taloha soa mareo gny and.4 hoe:" Fa nisy anjelin'ny Tompo raiky nizotso ka nampihetsiky gny rano indraindary sady ndra ia ia nandroso nankao lafa nihetsiky gny rano la janga tamin'ireo arety zay namparary gnazy na ino ino.")